Entrée tsiky
Partie du discours nom
Explications en malgache Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a smile [Hallanger 1973]
Explications en français action de rire en montrant les dents [Abinal 1888 page 767]
 sourire [Abinal 1888 page 767, Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Sady feno tsiky izy no mandokandoka ny lahy hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 104]
2sariko, ny sariko fahizay mbola feno tsiky sy fanantenana! [Andriamalala: Ranomasina, page 70]

Mis à jour le 2020/07/31