Entrée mitsiky (tsiky)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to smile [Hallanger 1973]
Définition française sourire [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitsiky
nitsiky
hitsiky
mitsikia
Exemples 
1Toy ny zazakely azon'ny tori-maso mafy izy, ka indraindray toa mitsiky kely, indraindray toa mihetsiketsika ny molony. [Rajohanesa: Kintana]
2Nipitrapitra nibanjina azy kosa ilaikely, tsy nitokelaky ny hehy na nitsiky kely akory toy ny fanaony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Citations 

2012/09/25