Entrée | 1 tsikitsiky |
Radical | 2 tsiky |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 [duplicatif fréquentatif] [1.3#767] |
Exemples |
5 tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana.
[2.1022]
6 Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? [2.296] 7 Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. [2.499] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |