|
|
|
|

Entrée (1/8)1  to
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  marina [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
4  marina [1.1, 1.13]
5  mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
6  voamarina, ekena [1.13]
Explications en français  7  vrai [1.3.fr#704, 1.13]
8  véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
9  vérifié [1.13]
Exemples  10  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
11  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
12  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Morphologie 
13  Simple :
14  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot to

Entrée (2/8)27  to
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  fahamarinana [Tanosy] [1.78]
Dérivés 
Verbes actifs :

Entrée (3/8)31  to
Partie du discours  32  Non spécifié
Explications en malgache  33  Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entrée (4/8)34  to
Partie du discours  35  nom
Explications en malgache  36  teny anti-miantso ny alika [1.1]
Synonymes  37  toa

Entrée (5/8)38 
Partie du discours  39  adjectif
Explications en malgache  40  ity [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  41  taô

Entrée (6/8)42  to~
Partie du discours  43  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  44  Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entrée (7/8)45  to    
Partie du discours  46  préposition [Liste complète]
Explications en anglais  47  mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Tous les mots composés 

Entrée (8/8)49  to    
Partie du discours  50  préposition [Liste complète]
Explications en anglais  51  ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]

Mis à jour le 2025/09/19