Entrée mankatò (to)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho
¶ Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [Rajemisa 1985]
Définition française accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [Abinal 1888]
Morphologie 
mankatò
nankatò
hankatò
mankatoava
Exemples 
1Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra? [Andraina: I Vola, page 20]
2Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [Andraina: Mitaraina, page 71]

Entrée mankato (ato)
Partie du discours verbe actif
Définition française aller à, conduire à [Abinal 1888]
Morphologie 
mankato
nankato
hankato

2015/03/07