Entrée fahamarinana (marina)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva
¶ Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe:
-- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby
-- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct [Hallanger 1973]
Définition française vérité; justice; bonne conduite [Hallanger 1974]
Synonymes hamarinana
Citations 

2013/09/23