|
|
|
|

Entrée1  tonon' andro
Mots élémentaires  2 tonona, 3 andro
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 vintana araka ny andro ahaterahana. [1.1]
Explications en français  6 jours astrologiques. [1.10]
7 le destin du jour. [1.3, 1.5]
8 Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui. [1.3]
9 horoscope. [1.5]
Exemples  10  fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. [2.48]
11  tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895#]
12  Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508#]
13  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Vocabulaire  14  Croyances
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02