| Entrée | 1 tongobolo tampenam-bava |
| Mots élémentaires | 2 tongotra, 3 volo, 4 tampenana, 5 vava |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7 enti-milaza olona tsy avala hilaza ny heviny na izay tiany holazaina fa tsentsenana avy hatrany.
[1.1] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|