Entrée tondraka
Partie du discours participe
Explications en malgache Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka
Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena
A) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1]
Explications en anglais Swollen by floodwater, overflowing [1.7]
Explications en français Qui déborde [1.3, 1.8]
 Qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera)
Figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3]
 En crue [1.8]
Exemples 
1voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra. [2.587]
2ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69]
Morphologie 
Présent : tondraka, tondrako, tondrakao, tondrany, tondratsika, tondrakay, tondrakareo, tondrak', tondra-
Passé : tondraka, tondrako, tondrakao, tondrany, tondratsika, tondrakay, tondrakareo, tondrak', tondra-
Futur : ho tondraka, ho tondrako, ho tondrakao, ho tondrany, ho tondratsika, ho tondrakay, ho tondrakareo, ho tondrak', ho tondra-
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée tondraka
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/12/17