|
|
|
|

Entrée1 fitondraka
Radical  2tondraka
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ.
5Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay!. [1.1]

Anagrammes  6 fandrotika, 7 fitondraka

Mis à jour le 2025/09/12