|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tondraka
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka
Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena
a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1]
Explications en anglais  4  swollen by floodwater, overflowing [1.7]
Explications en français  5  qui déborde [1.3, 1.8]
6  qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera)
figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3]
7  en crue [1.8]
Exemples  8  voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra. [2.587#]
9  ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)31  tondraka
Partie du discours  32  nom
Explications en français  33  (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  34  Botanique

Anagrammes  35 tandroka, 36 tondraka

Mis à jour le 2025/09/19