Entrée |
mitondraka
(tondraka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ! Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1]
|
Explications en français | Déborder, se répandre Paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
mitondraka |
Passé : |
nitondraka |
Futur : |
hitondraka |
|
Proverbes |
|