| Entrée | 1 tondrahana |
| Radical | 2 tondraka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka.
5 Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be watered, to be moistened.
[1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on arrose, qu'on humecte.
[1.8] |
| Exemples |
8 tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana.
[2.117#]
9 Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody. [2.332#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 vary amin-dronono tondrahan-tantely |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 tandrohana, 17 tondrahana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|