Entrée | 1 tokantrano |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 tokana, trano |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
13 [1.1] Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao |
Explications en anglais |
14 [1.2] household stuff; the household; house-keeping 15 [1.7] a household; a wife |
Explications en français |
16 [1.3] tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage 17 [1.8] ménage; épouse |
Exemples |
18 [1.1] Efa nahazo tokantrano izy 19 [1.1] Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony 20 [2.471] manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. 21 [2.470] Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! |
Vocabulaire |
22 Rapports: famille |
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot tokantrano |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |