|
|
|
|

Entrée (1/8)1  to
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  marina [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
4  marina [1.1, 1.13]
5  mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
6  Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
7  voamarina, ekena [1.13]
Explications en français  8  vrai [1.3.fr#704, 1.13]
9  véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
10  vérifié [1.13]
Exemples  11  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
12  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
13  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Morphologie 
14  Simple :
15  Impératif :
Dérivés 
16  Verbes actifs :
17  Verbes passifs :
18  Verbes relatifs :
19  Noms :
20  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot to

Entrée (2/8)24  to
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  fahamarinana [Tanosy] [1.78]
Dérivés 
27  Verbes actifs :

Entrée (3/8)28  to
Partie du discours  29  Non spécifié
Explications en malgache  30  Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entrée (4/8)31  to
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  teny anti-miantso ny alika [1.1]

Entrée (5/8)34 
Partie du discours  35  adjectif
Explications en malgache  36  ity [Sihanaka] [1.78]

Entrée (6/8)37  to~
Partie du discours  38  préfixe
Explications en malgache  39  Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entrée (7/8)40  to
Partie du discours  41  préposition
Explications en anglais  42  mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Mots composés 
Tableaux et planches  44  Toutes les prépositions

Entrée (8/8)45  to
Partie du discours  46  préposition
Explications en anglais  47  ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]
Tableaux et planches  48  Toutes les prépositions

Mis à jour le 2023/06/12