Entrée teny vary amin' anana (teny, vary, amy, anana)
Partie du discours locution
Exemples 
1Manao teny vary amin' anana daholo ny maro amin'ny olona saingy amin'ny dingana samihafa, hoy ilay mpahay momba ny teny, Loubna Dimachki. 'Teny vary amin' anana, inona no dikany? Rehefa manafangaro teny roa ianao ho anaty fehezanteny iray na ho anatin'ny fifaneraseràna manontolo,” hoy izy [5.mg.https://mg.globalvoices.org/2015/10/13/75485/]
2Ny sasany indray mitompo teny fantatra fa izany no vokatry ny fanaovana teny vary amin' anana tsy misy farany eo amin’ ny samy Malagasy [5.mg.https://www.madagascar-tribune.com/Basin-janako,8106.html]

Mis à jour le 2022/01/28