Entrée taranaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy
Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity
Zaza natsangana mahazo mandova [1.1]
Explications en français Génération, lignée [1.54]
Exemples 
1Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. [2.996]
2Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117]
3Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : taranaka, taranako, taranakao, taranany, taranatsika, taranakay, taranakareo, taranak', tarana-, taranaky
Dérivés 
Mots composés 
Titres Asondrotry ny taranaka (Ny Onja)
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/16