Entrée tapitrisa
Mots élémentaires tapitra ; isa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy [1.1]
Explications en anglais A million [3.1]
Explications en français Un million [3.1]
Symboles internationaux  1000000
1 000 000
1.000.000
1,000,000
[3.1]
Exemples 
1ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly; [2.996]
2Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany. [2.332]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les nombres
Article 

Mis à jour le 2023/12/12