Entrée (1/2) | 1 tady |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Kofehy; ireo kiran-javamaniry samihafa azo atao kofehy amatorana: Makà tady hamehezana ny entana 4 Famolaina: Efa nahitsy tamin' ny tady ity lalana ity [1.1] |
Explications en anglais |
5 a cord, a rope. Taly is used in the provinces. [Mal. tali.] [1.2] 6 a rope [1.7] |
Explications en français |
7 corde [1.8] 8 corde, cordon [1.13] |
Exemples |
9 Nony tapaka ilay tady, nividianany tady vy. [2.606] 10 Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina. [2.558] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/2) | 42 tady |
Partie du discours | 43 nom |
Explications en malgache |
44 Fizahana, fikarohana [1.1] |
Explications en anglais |
45 (root) [1.2] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 51 daty, tady |
Mis à jour le 2023/06/17 |