|
|
|
|

Entrée1  fanady
Radical  2 tady
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manady, manao tady.
5 Azo tadina: Tsy mba fanady ny kiran' itỳ zavamaniry itỳ. [1.1]

Anagrammes  6 andafy, 7 fadina, 8 fanady, 9 fanday, 10 fandia

Mis à jour le 2025/09/12