Entrée tadio (tady)
Partie du discours impératif du verbe passif tadina [liste complète]

Entrée tadio
Partie du discours nom
Explications en malgache Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io [1.1]
Explications en anglais A whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. [1.2]
 A whirlwind [1.7]
Explications en français Tourbillon de vent [1.8]
Exemples Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Hypéronyme rivotra
Co-hyponymes alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/02