Entrée fitadiavana (tady)
Partie du discours nom
Définition malgache Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
¶ Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. [Rajemisa 1985]
Traduction française ¶ fitadiavam-pahafahana an'eritreritra: libération dans l'imaginaire
¶ fitadiavana mpiantoka asa: appel d'offre
¶ fitadiavana ravin'ahitra, famangana: migration temporaire [SLP 1986]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31