Entrée sitrika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana
Entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [1.1]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31