|
|
|
|

Entrée1 fanitrihana
Radical  2sitrika
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanitrihana alika ao anaty rano
Fanafenana: Ato no fanitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita
Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanitrihana ny razana [1.1]
Explications en français  5 L’action de plonger, d'enterrer, de cacher, de se plonger, de se cacher, le lieu, le motif [1.3#612]
Exemples  6 Azy manokana irery kosa ny fiasana tanimboly, ny fihavana azy volana ira na roa aorian' ny fanitrihana ny masomboly na ny fanatsatohana ny taho-mangahazo. [2.470#]
7 ny fanomanana sy ny famongarana ny faty, ny fiandrasana azy, ny fanitrihana, ary ny aorian' ny fanitrihana. [2.436#]
Autres orthographes  8fanasitrihana

Mis à jour le 2025/09/12