|
|
|
|

Entrée1  fanasitrihana
Radical  2 sitrika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano.
5 Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita.
6 Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana. [1.1]
Synonymes  7 fanitrihana

Mis à jour le 2025/09/12