Entrée misitrika (sitrika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] miery [Rakotosaona 1972]
 Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana
¶ Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy
¶ Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy
Mitovy hevitra: mifonoka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to hide
¶ to dive [Hallanger 1973]
Définition française se cacher
¶ plonger [Hallanger 1974]
Morphologie 
misitrika
nisitrika
hisitrika
misitriha
Citations 

2012/09/17