|
|
|
|

Entrée (1/3)1  sisika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Explications en anglais  4  [1.7] forced in between
Explications en français  5  [1.8] qu'on pousse et insère entre des choses
Morphologie 
6  Simple :
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Analogues  12  tsolotra, gaka, kolikoly
Mots composés 

Entrée (2/3)16  sisika
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  [1.1] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy
Vocabulaire  19  Linguistique
Synonymes  20  tsofoka

Entrée (3/3)21  sisika
Partie du discours  22  nom
Explications en français  23  [1.13] blanc de casse
Vocabulaire  24  Economie: imprimerie, dessin
Mots composés 

Anagrammes  30  asisik, kisasy, sisika

Mis à jour le 2023/06/19