Entrée misisika (sisika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io
¶ Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita
¶ Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany
¶ Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misisika
nisisika
hisisika
misisiha
Citations 

2010/05/14