Entrée tsolotra
Partie du discours nom
Définition malgache Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo"
Mitovy hevitra: gaka ~ kolikoly ~ tranon' afokasoka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a bribe [Hallanger 1973]
Définition française pot-de-vin; dessous-de-table [Hallanger 1974]

Entrée tsolotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [Rajemisa 1985]
Définition française action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [Abinal 1888]
Dérivations 
Synonymes tsolotsolotra
Mots composés, titres, noms 

2013/07/29