|
|
|
|

Entrée1  sendrasendra
Radical  2  sendra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  vintana, anjara [Bezanozano] [1.78]
5  Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra
6  Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika [1.1]
Explications en anglais  7  occuring by chance [1.7]
Explications en français  8  qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Synonymes  14  sendra
Analogues  15  anjara, vintana, lakalaka, kendry tohina, tsitointoina, tsy satry, tsy nahy, tsy nampoizina, samba-samba, kisendrasendra, kinanga, an-tsapaka, sendrasendra vary amin' ananana, maty vavany, divi-janahary, avivitra, ambivitra, variraiventy
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot sendrasendra

Mis à jour le 2023/01/20