|
|
|
|

Entrée1  variraiventy
Mots élémentaires  2 vary, 3 iray, 4 venty
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
Explications en français  7 le poid d'un grain de riz
8 la sept-cent-vingtième partie de la piastre
9 très peu, une minime partie, un rien [1.3#813]
Exemples  10  ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
11  nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587#]
Vocabulaire  12  Economie: finances, gestion
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02