|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ambivitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
Explications en anglais  4 pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
Explications en français  5 jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
Vocabulaire  6  Jeu
Autres orthographes  7 ankambivitra

Entrée (2/2)8  ambivitra
Mots élémentaires  9 vivitra
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11 Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
12 Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
Synonymes  13 avivitra

Mis à jour le 2025/10/11