|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lakalaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao.
Explications en anglais  4  [1.2] impertinent, intrusive, forward, impudent
Explications en français  5  [1.196] qui s'accommode de tout
Exemples  6  [1.437#] Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra.
7  [2.296#] Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina?
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)9  lakalaka
Partie du discours  10  nom
Explications en anglais  11  [1.2] a plant [Tankarana]
Explications en français  12  [1.196] Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme laka [Tankarana, Tsimihety, Sakalava, Betsileo]
Vocabulaire  13  Botanique: herbe
Nom scientifique 

Anagrammes  14 kalalaka, 15 lakalaka

Mis à jour le 2025/09/13