|
|
|
|

Entrée1  saobakaka ambody riana
Mots élémentaires  2 saobakaka, 3 ambody, 4 riana
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12