Entrée saobakaka
Partie du discours nom
Définition malgache Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a large frog, sometimes called a toad [Hallanger 1973]
Définition française grosse grenouille, parfois appelé crapaud [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes sabakaka
Citations 

2012/09/14