Entrée ambody (any, vody)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin' ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody hazo no nahitako azy.
Mitovy hevitra: an-tanana ~ tra-tehaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise (am-body) see vody. [Richardson 1885]
Morphologie 
ambody
ambodin'
ambodin-
ambodim-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Eto ambody aviavy no iainako an'izany. [Dox: Takariva]
2Nikisaka niampify tao ambody hazo izy roalahy. [Rapatsalahy: Kintana]
3Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [Dahle: Angano]

Mis à jour le 2020/07/31