Entrée | 1 rehetra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra 4 Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) [1.1] |
Explications en anglais |
5 all [1.7] |
Explications en français |
6 tous, tout [1.3#522, 1.8] 7 cf. avokoa, daholo, samy [1.8] |
Exemples |
8 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472] 9 Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471] 10 mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 13 Daholo, tsy vaky volo, poporohana, na iza na iza, na zovy na zovy, safobemantsina, manontolo, tsy ankanavaka, tsy misy avakavaka, faobe, tsy mifaka |
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 heretra, rehetra |
Mis à jour le 2020/07/31 |