|
|
|
|

Entrée1  poporohana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona).
4 Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka. [1.1]
Exemples  5  Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana? [2.285#]

Mis à jour le 2025/09/12