| Entrée | 1 avokoa |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Rehetra tsy an-kanavaka (Tsara homarihina fa mifandray mandrakariva amin' ny teny lazaina ny hoe avokoa: Nihinana paiso avokoa ny mpianatra (Ny mpianatra rehetra no nihinana); Nohanin' ny mpianatra avokoa ny paiso (ny paiso rehetra no nohaniny.
4 daholo. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 all, the whole, every one, altogether. See aby, avy, and dahaolo..
[1.2] 6 All without exception. [1.7] |
| Explications en français |
7 tous, tous sans exception.
[1.8] |
| Tous les mots composés | 8 izay rehetra aleha maneno sahona avokoa |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 aovoka, 11 avokoa, 12 voakoa |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|