|
|
|
|

Entrée (1/4)1  rary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Aretina, rofy, fanaintainana [1.1]
Explications en français  4  mal, douleur, souffrance [1.3]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/4)14  rary
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika. [1.1]
Explications en français  17  prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre [1.3]
Exemples  18  Roso ny rary sy ny dihy. [2.445#]
Dérivés 
19  Noms :
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (3/4)22  rary
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  fandrarana [Taisaka] [1.78]

Entrée (4/4)25  rary
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra. [1.1]
28  fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra [1.13]
Explications en français  29  tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous
30  figuré: action d'arranger, de réconcilier [1.3]
31  armure, armature [1.13]
Exemples  32  Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy, isan' andro tsy tapaka. [2.470]
Dérivés 
33  Verbes actifs :
34  Verbes relatifs :
35  Noms :
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  52  rari, rary, rira

Mis à jour le 2024/10/05