|
|
|
|

Entrée1  firariana
Radical  2 rary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana). [1.1]
5 Faniriana ombam-pangatahana amin' ny alalan' ny vavaka. [1.1]
Exemples  6  Maro ireo teny firariana ny fiainan' ny olona tsy ho lavorary. [1.519#]
Tous les mots composés  7  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  9 fiarirana, 10 firariana

Mis à jour le 2025/11/09