Entrée mankarary (rary)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga tsy ho salama, manome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny
¶ Mampalahelo, manindrona: Nankarary azy ny teninao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mankarary
nankarary
hankarary
Citations 

2010/05/14