|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rain'    rain-
Partie du discours  2  forme morphologique de ray
Explications en anglais  3 father of. [3.1]
Explications en français  4 père de. [3.1]
Exemples  5  Izy no rain' i Varindry [2.508#98]
6  Mpanefy mahay tokoa ny rain' i Naboto [2.117#44]
7  Izay rain-dRabetava dia tsy fantatra intsony [2.588]
8  Ianao no rain-janako sy hany malalako indrindra [2.470#173]
Morphologie 
9  Simple :

Entrée (2/2)10  rain    
Partie du discours  11  nom ou verbe actif
Explications en malgache  12 orana, ranonorana: rain. [1.2, 1.7]
13 manorana: to rain. [1.2]
14 patraka, patrapatraka: showers or rain. [1.2]
15 mivatravatra: to pour down heavily (of rain). [1.2]
16 erika: drizzling rain. [1.7]

Mis à jour le 2025/09/12