Entrée mivatravatra (vatravatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao
¶ (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to pour down heavily (of rain) [Hallanger 1973]
Traduction française tomber à verse [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivatravatra
nivatravatra
hivatravatra
Synonymes mamatravatra
Exemples maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana; [Andriamalala: Fasana, page 3]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31