Entrée papelika
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika" [Rajemisa 1985]
Définition française caille ordinaire [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Synonymes kibobo ~ menamaso
Exemples Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; [Baiboly: 2:016:013/Eksodosy 16:13..]
Citations 
Articles 

2017/06/29