Entrée ozona
Partie du discours nom
Définition malgache Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa.
Mitovy hevitra: ompa ~ sahato ~ sariko ~ tsitsika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a curse [Hallanger 1973]
Définition française malédiction, imprécation [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany. [Andriamalala: Ranomasina, page 62]

2018/07/15