| Entrée (1/2) | 1 manozona |
| Radical | 2 ozona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to curse.
[1.7] |
| Explications en français |
6 maudire.
[1.8] |
| Exemples |
7 Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
[2.996]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 manozòna |
| Radical | 13 ozona |
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif manozona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 15 manozòna, manozona |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|