|
|
|
|

Entrée1  ozona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. [1.1]
Explications en anglais  4  a curse [1.7]
Explications en français  5  malédiction, imprécation [1.8]
Exemples  6  Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany. [2.471]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  26  ompa, sahato, sariko, tsitsika

Mis à jour le 2025/09/19