|
|
|
|

Entrée1  fanozonana
Radical  2 ozona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Faniriana ratsy ny hafa, fanompana. [1.1]
Explications en français  5 La malédiction, l’imprécation. [1.3#475]
Exemples  6  Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana. [2.996#]
7  Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany. [1.519#]

Mis à jour le 2025/09/12