| Entrée | 1 onena |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy.
4 Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 low-spirited, dejected. It governs the accusative case..
[1.2] 6 to feel sorry for someone. [1.7] |
| Explications en français |
7 Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours).
[1.3] 8 avoir pitié. [1.8] |
| Exemples |
9 onena ny fahadalako izy.
[2.471]
10 onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 14 Emotions |
| Analogues | 15 antra, 16 hontsa, 17 malahelo, 18 mamelovelofo, 19 mangorapo, 20 mangoraka, 21 mangotikaaty, 22 manotikanykibo, 23 mifaditrovana, 24 mitsepo, 25 mitsetra, 26 ngoaina, 27 toroaty |
| Anagrammes | 28 Enòna, 29 onena |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|